Entry bazary
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny ilazana ny tsena (indrindra any amorontsiraka) izay mazàna tranoheva malalaka [1.1]
Examples Tahaka izao ary ny fandaniana isan-tsokajiny, fananana sy servisy, araka ny hita ao anaty taty bazary. [4.27]
Vocabulary 
Compound words 
Origin French: bazar.
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31