Entry |
bibibiby
(biby)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy matahotra na inona na inona, sahisahy ratsy, mahery setra:
Bibibiby ny ahy io zanako io: raisiny amin' ny tanany ny tanalahy dia ataony ao ambany helika [1.1]
|
| Jereo bibibibin' olona
[1.78]
|
Explanations in English | Brutal, obstinate [1.2]
|
Examples |
1 | Ny zaza novelomin'ny biby ohatra dia lasa bibibiby ihany koa.
[2.606]
|
2 | Noho ny toe-javatra hitako na nihatra tamiko tato anatin' ny indroa andro, efa lasa bibibiby izany aho.
[2.4]
|
|
Derivatives |
|