Entry bibimora
Elementary words biby ; mora
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-bibilava malemy fanahy ka izany no nahatonga ny anarany; somary volontany ny volony fa ny ambany kibony mipentina fotsy vasobasoka [1.1]
Explanations in English [mora, gentle.] A species of small, brown, harmless snake. Same as bibindrahamavaly [1.2]
Examples Tsy bibilava fa bibimora tsy manan-tongotra hitsipaka. [1.281]

Updated on 2023/07/25