Entry biby manompo
Elementary words biby ; manompo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza [1.1]
Vocabulary 
Synonyms biby fiompy

Updated on 2023/01/01