Entry | biriky | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Feta ampandrina ka alatsaka anaty lasitra (hazo lavalava efa-joro) ka ananganana trano rehefa maina; misy karazany roa ny biriky: ireo atao amin' ny tany tsotra, izay atao hoe biriky tany, ary ireo atao amin' ny tanimanga na tany dilatra, izay atao hoe biriky tanimanga; ireto faharoa dia tsy maintsy dorana ao anaty lafaoro amin' ny fompotra na amin' ny kitay hazo [1.1] | ||||||
Explanations in English | A brick [1.2, 1.7] | ||||||
Explanations in French | Brique [1.8, 1.13] | ||||||
Examples |
| ||||||
Vocabulary | Economy: buildings, public works | ||||||
Compound words |
| ||||||
Origin | English: brick (a). French: brique (une). | ||||||
Article | Randzavola: biriky ao amin' ny Baiboly | ||||||
Illustrations | |||||||
Updated on 2023/08/11 |