Entry boa > voa-
Part of speech morphological form of voatra
Compound words 

Entry boa > voa~
Part of speech prefix [Words with voa~]
Explanations in Malagasy Tovona fanaovana matoantenin'ny iharana milaza vokatra efa azo: Voavory, voateny. (Marihina fa tahaka ny amin' ireo tovona rehetra vaninteny roa, toy ny tafa, maha, dia latsaka ny a amin' ny voa eo alohan' ny fototeny manomboka amin' ny a: Voarina (fa tsy voaarina) -- (ampitahao amin' ny tafarina, maharina) [1.1]
Explanations in English Prefix used to form passives verbs of completed action, as: voavela (vela): forgiven [1.7]
Explanations in French Le préfixe voa- indique une action complètement subie, venue de l'extérieur: voavory tamin'ny valo ny mpianatra (les élèves ont été rassemblés à huit heures)(cela suppose que quelqu'un les a rassemblés)
Le passif à préfixe voa- s'obtient en préfixant à quelques racines primaires le mot voa-, dont l'a ne s'élide que devant un autre a: voa-avotra = voavotra, voa-endy = voaendy, voa-ilika = voailika, voa-ova = voaova, voa-tapaka = voatapaka [1.12]
 Préfixe de verbes passifs qui indiquent une action accomplie; ex.: voavela (vela), à qui on a pardonné [1.8]
 Le préfixe /voa/ semble avoir la même origine que le radical verbal voa. Il est affixé à des radicaux nominaux et parfois des radicaux verbaux. Lorsque le radical commence par /a/, il n'y a pas contraction avec le /a/ du préfixe, du moins dans l'usage écrit, car, pratiquement, dans l'usage parlé, lorsque d'une façon générale le radical commence par une voyelle, on obtient auditivement l'impression d'une élision du /a/ final du préfixe [1.489]
 Le préfixe est articulé /va/ dans certains parlers (observé en Tsimihety, en Antaisaka) ou /vo/ (observé en Antaisaka) [1.489]
 Préfixe verbal qui marque le participe passé passif ; c'est-à-dire une action qu'on a reçue, qu'on a subie. Exemple : voakapoka (de kapoka : coups) qui a été frappé, qui a reçu des coups ; voavoaka (de voaka : sortie) : qu'on a chassé, qu'on a fait sortir. [1.196]
Morphology 
Present : voa~
Past : voa~
Future : ho voa~

Entry boa > voa
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Tratra: Voan' ny vato ilay fody ka dangy
Azo: Voan' ny sery aho izany
Simba, voaloto...: Voan' ny fotaka ny akanjoko
Iharam-pahavoazana, iharan-doza: Voa mafy aho fa maty ny raiko
Maty antoka, maty loka...: Diso fotoana aho ka voa terỳ ~ Voa tamin' ny varotra nataoko aho
Resy: Voan-dRakoto izy tamin' ny fifaninanana
Hay: Tsy voako ilay marika natao tamin' ny fanadinana
Mitovy hevitra: mibabaka ~ miboiboy ~ midradraka ~ mikidradraka ~ tratra
Mitovy hevitra: lambam-bary ~ lany ringana ~ lany ripaka ~ lany tamingana ~ raraka ompana ~ tsy nisy niangana ~ voa daholo [1.1]
Explanations in English Struck, hit; wounded [1.7]
Explanations in French Atteint [1.8, 1.489, 1.196]
 Frappé [1.8, 1.489]
 Touché [1.489, 1.196]
 Blessé [1.8, 1.196]
 Pris [1.489, 1.196]
 Capturé
Au sens figuré : déshonoré, taché, etc. [1.196]
Morphology 
Present : voa, voako, voanao, voany, voantsika, voanay, voanareo, voan', voan-, voam-
Past : voa, voako, voanao, voany, voantsika, voanay, voanareo, voan', voan-, voam-
Future : ho voa, ho voako, ho voanao, ho voany, ho voantsika, ho voanay, ho voanareo, ho voan', ho voan-, ho voam-
Derivatives 
 
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 

Entry boa > voa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Organa kely boribory ao anatin' ny voankazo, izay mety mitsimoka raha ambolena, ka tonga zavamaniry hafa indray mitovy karazana amin' ilay niaviany: Nividy voan-daisoa izy hamboleny
Enti-milaza ny voankazo raha kelikely madinika: Voam-boaloboka
Enti-milaza koa rehefa mety ho zavatra boribory kely: Voan-tsapile [1.1]
Explanations in English Fruit; seed grain [1.7]
Explanations in French Fruit; graine [1.8]
 Dans toute l'île : fruit ou graine. Quand le fruit et la graine sont confondus, comme dans le caryopse du riz, le mot s'applique à leur ensemble. Si les graines peuvent être distinguées, comme les petits pois, voa s'applique au fruit et on appelle la graine voakely ou voananatiny, « fruit de l'intérieur ». Cette racine donne de nombreux dérivés. De très nombreux noms de plantes commencent par voa. Par exemple : voabana, « fruit de bana », aubergine, désigne tantôt le fruit ou aubergine, tantôt la plante qui le produit. [1.196]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : voa, voako, voanao, voany, voantsika, voanay, voanareo, voan', voan-, voam-
Prefixed : -boa, -boako, -boanao, -boany, -boantsika, -boanay, -boanareo, -boan', -boan-, -boam-
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 
Articles 

Entry boa > voa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Organa roa mitovy, menamena, eo an-dany roan' ny hazondamosina, izay iforonan' ny fivalanandrano avy amin' ny fandiovany ny ra amin' ny loto rehetra nentin' ny ra ombieny ombieny amin' ny lalana nalehany. [1.1]
Explanations in English Kidneys [1.7]
Explanations in French Rein, rognons [1.8]
Vocabulary 
Compound words 
Phytonyms 

Entry boa > voa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] tevika (aretina) [1.78]
Vocabulary 

Anagrams 

Entry boa > boana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza fivoahan-javatra, toy ny varavarana, amim-peo mafy; figoana; fidridro na fidridroka [1.1]
Explanations in English  [Provincial] A sound like that of a gun flashing in the pan [1.2]
Explanations in French Action d'ouvrir avec bruit, avec fracas [1.3]
Vocabulary 
Derivatives 

Anagrams 

Entry boa > voana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana biby tsy manana hazon-damosina [1.13]
  [Bezanozano, Tanala] [ voaña ] Renitantely: Ladijin'ny voaña ñy lakam-bohonao (andadizan'ny renitantely ny lamosinao) [1.78]
  [Sihanaka] [ voaña ] Bibikely manimba hazon-trano, fanaka, ets. [1.78]
Explanations in French Insecte [1.13]
Vocabulary 
Compound words 
Analogs  voana fandrava ~ voana mahasoa

Anagrams 

Entry boa > boaka
Part of speech 
Explanations in English Provincial for voaka [1.2]

Entry boa > boaka
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy  [Bara] Avy any, tonga [1.78]
Synonyms boaky
Compound words 

Entry boa > boaka
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Autre nom de l'oiseau appelé finàingo. [1.19]
Vocabulary 

Anagrams 

Entry boa > voaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fialana avy ao anaty toerana iray mankany ivelany; fisehoana ety ivelany; fampisehoana asa natao [1.1]
Explanations in French Sortie [1.13]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry boa > voaka
Part of speech noun
Explanations in French Crédit [1.13]
Vocabulary 

Anagrams 

Entry boa > voatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lamina, karakara [1.1]
Explanations in English Preparation [1.7]
Explanations in French Préparation, réparation [1.8]
Examples Ny hafaliam-po sy ny fialan-tsasatra ary ny sakafo tsara voatra dia samy nampiverina haingana ny herin' ny tenako manontolo. [2.643]
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

boa   
akoma
the name of a species of boa-constrictor; also called do, and ankoma. Pelophilus madagascariensis. [1.2]
do
espèce de boa [full text in 1.54]
menarano
petit serpent boa [full text in 1.54]

boa   
do
espèce de boa [full text in 1.54]
menarano
petit serpent boa [full text in 1.54]