|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bodo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Manao toe-jaza, toetr' ankizy, tsotra loatra; enti-milaza koa olona antitra miverina amin' ny fahazazana [1.1]
4 Zaza saina sy fihevitra: Zaza bodo tokoa ianao, ry Koto! izany avy ka tsy ho fantatra / Izay bodo adala iny ve hahalala hanao izany? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 infantile, childish, young, simple; in one's dotage. [Mal. Bodoh.] This word is frequently given to a female infant before it is designated by a chosen name, and is sometimes retained as a woman's name, or a prefix, as the name of the first Ranavalona, viz. Rabodonandrianampoinimerina. [1.2]
6 infantile, simple-minded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 enfantin, simple [1.8]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10  bodo
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 Fitanana, fitazonana zavatr' olona an-keriny ho an' ny tena. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  28 vatobodo

Fivaditsoratra  bodo, 29 dobo

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08