|
|
|
|

Entry1  bonoraka (boraka)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  voaboraka, borahina, vahana: Nobonoraka ny entany ka inona no tao hoy ianao ? Vato kely 4  aposaka, ambara, aseho: Nobonorany tamiko ny tao am-pony [1.1]
Explanations in English  5  [passive with infix] [1.2]
Explanations in French  6  qu'on a défait, déballé, manifesté [1.3#88]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  voaboraka

Anagrams  11  Bokarano, bokarano, bonoraka, ranoboka

Updated on 2023/01/20