Entry borahina (boraka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Alaina ary vahana hisaratsaraka: Noborahin' ny Polisy ny entany tao an-tranony ka nahitana zavatr' olona maro
Ambara, aseho tsy misy afenina [1.1]
Explanations in English See boraka [1.2]
Examples 
1fa tsy maintsy borahina hiaraha-mandinika; [2.245]
2Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508]
3Ny alahelo, tompoko, raki-malala, ka raha tsy amin' olon-tiana tsy borahina. [2.347]
Morphology 
Present : borahina, borahiko, borahinao, borahiny, borahintsika, borahinay, borahinareo, borahin', borahin-, borahim-, borahi-
Past : noborahina, noborahiko, noborahinao, noborahiny, noborahintsika, noborahinay, noborahinareo, noborahin', noborahin-, noborahim-, noborahi-
Future : hoborahina, hoborahiko, hoborahinao, hoborahiny, hoborahintsika, hoborahinay, hoborahinareo, hoborahin', hoborahin-, hoborahim-, hoborahi-
Imperative : boraho, borahy
Synonyms aboraka

Updated on 2023/01/20