|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  boramena
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 enti-milaza tarehy tezitra na menatra ka mena: Boramena teo no ho eo izy raha vao norahonan-dRakoto [1.1]

Teny iditra (2/3)4  boramena
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 anarana omen' ny olona ny karazan' olona fotsy somary mena mba hanarabiana sy hanesoana azy [1.1]

Teny iditra (3/3)7  boramena
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 (de bora : gros et mou, nonchalant, et mena : rouge). Nom donné à plusieurs plantes (arbres ou arbustes) ayant des fleurs ou fruits rouges, notamment : [Sakalava]
10 Hildegardia erythrosiphon (Baill.) Kosterm. (Malvaceae).
11 Poivrea grandidieri (Drake) H. Perrier (Combretaceae)
12 Crateva greveana Baill. (Capparaceae)
13 Camptolepis ramiflora (Taub.) Radlk. (Sapindaceae) [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08