Entrée borizano
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] [frantsay bourgeois] anarana niantsoana taloha ny olona sivilina tsy miaramila
¶ ankehitriny, ny mpitondra posy sy filanjana ary ny mpitaona entana no lazaina amin' io teny io
  [Ravelojaona 1937] tany am-bolahohany, ny nataon' ny Malagasy hoe borozano dia ny lehlahy rehetra tsy miaramila
¶ taoriana dia ny mpilanjy, ny mpitondra entana, ny mpitarika sarety na posiposy no natao izany
Explications en anglais  [Richardson 1885] civilians, the common people, those not employed in military service
¶ sometimes used for the carriers of goods from the coast to the capital
Explications en français  [Abinal 1888] les civils
¶ on donne aussi ce nom aux porteurs de paquets ou de filanjana
  [Rajaonarimanana 1995] tireurs de pousse-pousse
Autres orthographes 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1
2
3 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 54] Reny fa mbola hadalain'ny kilonga amin'ny andrana sy fitarihana azy am-posy ilay borizanolahy nanatitra azy
Citations 

Mis à jour le 2021/10/16