Entry borosy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Volom-biby vita fiasana mba hamaohana zavatra na ho fanalana loto toy ny kifafa, na ho fanosoran-doko [1.1]
Explanations in French Brosse
Pinceau [1.3]
Examples 
1Ampiasana borosy ny lamba sarotra kosehina. [2.117]
2Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano; [2.470]
3Andeha hoe handramana, ka penina no hatao borosy, ary teny no loko. [2.285]
Derivatives 
Compound words 
Origin French: brosse.

Anagrams 

Updated on 2023/08/11