Entry | dabebaka | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Fohy vatana nefa lehibe sy mivelatra ny vavany:
Iza no hahalany vary bebe kokoa araka ny hevitrao:itỳ harona dabebaka itỳ sa iroa lavalava kely vava iroa ? [1.1] | |||
Explanations in English | Shallow, applied to baskets; full-cheeked, as a child. See bebaka, tabebaka [1.2] | |||
Explanations in French | Se dit des corbeilles plates, larges et peu profondes, des ligures plates et larges, épatées [1.3] | |||
Derivatives |
| |||
| ||||
Updated on 2020/07/31 |