Entry dabolera
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr. doublure] Sosony na saikiny zairina ao anatin' ny akanjo na ny satroka mba hampahateza ny eo ivelany ary hahatsara azy satria manenjana sy manatevina azy: Daboleran-tsatroka [1.1]
Explanations in English The lining of garments, hats, etc. [Fr. doublure] [1.2]
Explanations in French Doublure [1.3]
Vocabulary 
Origin French: doublure.

Updated on 2020/07/31