Entry danise
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Dihy vahiny nentin' ny Vazaha, mitovy amin' ny hoe bal, izay iarahan' ny lehilahy sy ny vehivavy misonenika amin' ny feo-mozika, ka mifanatrika ary mifampisakambina izy amin' izany [1.1]
Explanations in English Dancing in European fashion. See dihy [1.2]
Explanations in French Danse européenne [1.3]
Synonyms dihy
Compound words 
Origin French: danser.

Anagrams 

Updated on 2023/08/11