Entry |
dapa > lapa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Tranon'ny mpanjaka [1.78]
|
| Trano itoeran' ny Andriamanjaka Tokantrano tsara tarehy aoka izany na anjakan' ny fiadanana: Lapan' ny fahasambarana itỳ irano itỳ Trano voafidy hanaovana famorana [1.1]
|
Explanations in English | A palace, the residence of the sovereign The residence of a noble on his estate The house appointed by a clan or family to perform the circumcision ceremonies Any large house in a town or village used as a place of assembly [1.2]
|
| A palace [1.7]
|
Explanations in French | Palais [1.8]
|
Examples |
1 | Ary trano natao Lapa dia Besakana;
[2.59]
|
2 | Nezakezahany natosika ny varavaran'ny lapa;
[2.588]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
Proverbs |
Articles |
|