Entry de
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Dia [1.78]

Entry de
Part of speech preposition [full list]
Explanations in Malagasy N', ny: La maison de mon père (Ny tranon' ikaky)
Amy, ao an-, an-, any, vao: Les gens de la maison (Ny olona ao an-trano) / Faire entrer quelqu'un de force (Mampiditra olona an-kery) / Il vient de la campagne (Avy any an-tsaha izy) / Il vient de sortir (Vao nivoaka teo izy)
Hatrany, hatramy: Il est allé de Paris à Rome (Nandeha hatrany Paris ka hatrany Roma izy) / Du matin au soir (Hatramy ny maraina ka hatramy ny hariva)
Momba, anisa, araka, ho: Cours d'histoire (Fampianarana momba ny tantara) / Je suis de vos amis (Anisan' ny sakaizanao aho) / De l'aveu de tout le monde (Araka ny hevitry ny be sy ny maro) [1.1]
 Hatrany, hatramin', avy amin', an', ao, amin': Un plat d'argent (vilia vola) / De près (akaiky) / Faire de son mieux (manao izay azo atao mihitsy) / De ce que (satria) / [1.9]

Entry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  fanosehana [1.66]

Entry
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  kodiakely [1.66]
Illustrations 

Updated on 2020/07/31