Entry deka
Part of speech Unspecified
Explanations in English  [1.2]
Derivatives 

Entry deka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Sabaka ranjo [1.78]
Derivatives 
Synonyms leka

Entry de
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lefitra ambany amin' ny laharam-boninahitra
Miaramila na manamboninahitra lefitra, atokana ho mpanampy sy ho fanirakiraky ny manamboninahitra ambony. [1.1]
Explanations in English An aide-de-camp [1.2]
Explanations in French Aide-de-camp [1.3]
Examples 
1Mahazo miteny tsy amin-tahotra - hoy ny Governora - Zazalahy mahatoky ny deka, namako. [2.270]
2Ary izahay deka taminy, dia nomeny ho dekan dRainilaiarivony Prime Minister sy Commander in Chief. [2.59]
Compound words 
Origin French: aide-de-camp.
Other spellings 

Updated on 2023/06/11