Entry didimananjara
Elementary words didy ; manan-jara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban' akanjo atohy amin' ny tenany eo ambonimbony manandrify ny tratra, fa tsy mba eo amin' ny valahana: Hasiana didimananjara, hono, ny akanjon-dRasoa
Ny akanjo misy izany fomban' akanjo izany: Mitondra akanjo didimananjara Ramavo [1.1]
Explanations in English [ didy manan-jara ] A method of cutting out women's garments [1.2]
Examples Sarifilanelina didimananjara daholo, na lehibe na kely, na lahy na vavy. [2.472]
Vocabulary 

Updated on 2023/11/20