Entry dihizina (dihy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ifaliana anaovana dihy: Vaovao mahafinaritra tahaka izany ha tsy hodihizina [1.1]
Examples 
1Ny fanambadiana hoy izy, dihizina amboalohany [2.59]
2Ny sasany dia marary ka dihizina, ireo no atao hoe « Bilo » [1.353]
3fa rehefa maty kosa vao dihizina sy ilanonana havaloana vao alevina ny razana. [2.113]
Morphology 
Present : dihizina, dihiziko, dihizinao, dihiziny, dihizintsika, dihizinay, dihizinareo, dihizin', dihizin-, dihizim-, dihizi-
Past : nodihizina, nodihiziko, nodihizinao, nodihiziny, nodihizintsika, nodihizinay, nodihizinareo, nodihizin', nodihizin-, nodihizim-, nodihizi-
Future : hodihizina, hodihiziko, hodihizinao, hodihiziny, hodihizintsika, hodihizinay, hodihizinareo, hodihizin', hodihizin-, hodihizim-, hodihizi-
Imperative : dihizo
Proverbs 

Updated on 2023/01/20