Entry dihy valotra
Elementary words dihy ; valotra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Dihy nampianarin' ny vazaha ka nalaza fahizay tao an-dRova, nisy karazany maro, toy ny Vorombola, Toamasina, Manjakamiadana [1.1]

Updated on 2023/01/17