Entry | dila | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Tafadify, takona ary nifandiso tsy nifankahita, tafahoatra, lasa: Dila ny amin' ny efatra, tsy hitanao eto intsony aho [1.1] | |
[Tambahoaka] Nidify [1.78] | ||
Explanations in English | [Provincial] Not caught, imperfectly heard: dila ny sofiko: I have not heard well ~ dila vava aho: I was wrong in what I said ~ dila lalana: got into the wrong way ~ dila anaka: not having found one's child [1.2] | |
Entry | dila | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Bara] Ampombo [1.78] | |
Vocabulary | Botany: grass | |
Synonyms | lila | |
Anagrams | dila, lady |
Updated on 2020/07/31 |