Entry din' asa
Elementary words dina ; asa
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fifaneken' ny olona fahiny isam-bohitra fa hifarimbona amin' ny asa na taozavatra na amin' ny fanenjehana olon-dratsy mba tsy ho resin' ny vohitra hafa; matetika koa anefa, ny din' asa dia fifaneken' ny vatan-dehilahy amin' ny vohitra iray fa hifaninana amin' ny asa na taozavatra, ka izay mahavita tsara sy haingana no mahazo ny loka. (Ny olona mifanaiky handray anjara amin' ny din' asa toy izany dia natao hoe manao dina; izay nahalavorary ny anjarany, natao hoe velon-dinana mahomby dina; izay tsy nahefa ny anjarany kosa, maty dina, ary ny ray aman-dreny manasazy izay tsy nahatontosa ny anjarany no nantsoina hoe mamono dina) [1.1]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/01