Entry | diovina (dio) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Sasana, atao afa-doto: Diovy ny akanjonao fa fety rahampitso / Diovy ny fonao Fotsina: Efa nodiovin' ny miaramila ve ny benitra? Nangalarana, atao mafafa: Nodiovin' ny dahalo ny tanàna tao Ananona [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be cleansed, to be purified [1.2] | ||||||||
To be cleaned [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Qu'on nettoie, qu'on purifie [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | andiovy, diovina |
Updated on 2023/01/20 |