|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ditra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Kiry tafahoatra hanao araka ny hevitry ny tena na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Be di-doha koa izany raha olona. Tsy nahaleo ditra azy aho ka naleoko nihataka
4 Finiavana hanao ny tsy mety na dia tenenina lava izao aza: Ditran' ankizy re izany! Tsy avala hifoka sigara izy ka mbola mifoka foana ihany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 obstinacy, contumacy, stubbornness; hardness, as or wood, string, etc. See kiry, hihitra
[1.2] 6 stubbornness, obstinacy [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 entêtement; obstination dans le mal
[1.8] 8 bêtise [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 20 hery loha, kiry |
| Kamban-teny rehetra | 21 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 23 ditra |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 tanimanga
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 argile
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 28 Haibolantany |
| Tovy hevitra | 29 tanimanga |
| Mpanahaka | 30 tanyditra |
| Kamban-teny rehetra | 31 tany ditra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|