Entry (1/2) | 1 divay |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Economy: food |
Explanations in Malagasy |
4 Zavapisotro vita amin' ny ranomboaloboka navela hiketriketrika; misy alkaola eo amin' ny 11-12° eo ho eo ny divay ka mahamamo sy manimba raha sotroina betsaka; mety hahasalama kosa izy raha sotroina amin' ny fotoanan' ny sakafo ka tsy mihoatra ny androatokon' ny litatra amin' ny sakafo mandritra ny andro [1.1] |
Explanations in English |
5 Wine [1.7] |
Explanations in French |
6 Vin [1.8] |
Examples |
7 Omeo divay izahay! [2.285#] 8 Namboly sy niompy koa izy ka sady nanao divay sy toaka no namboatra fromazy. [2.113#] |
Article |
9 Randzavola: divay ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 10 divay |
Part of speech | 11 noun |
Vocabulary |
12 Botany |
Explanations in Malagasy |
13 Karazan-kazo salasala [1.1] |
Explanations in French |
14 Ketmie oseille [1.1] 15 (du français « du vin »). [1.196] 16 Hibiscus sabdariffa L. (Malvaceae). [1.196] 17 Vitis microdiptera Baker (Vitaceae) (voir famakientana). [1.196] |
Scientific name |
|
Updated on 2024/05/18 |