Entrée dompy > lompy
Partie du discours nom
Explications en malgache Jiolahy, olona ratsy ary tsy valahara [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms 

Entrée dompy > lompy
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra tsy azo a noharana na ihodivirana, toy ny fahafatesana: Lompy tsy mahahery [Rajemisa 1985]

Entrée dompy > lompy
Partie du discours nom
Explications en malgache Volomason' ny landy, izay misokatra sy mivelatra ary miova soratra rehefa tohinina [Rajemisa 1985]
Synonymes lopy

Entrée dompy > lompy
Partie du discours nom
Explications en malgache (teny tranainy) Loza [Rajemisa 1985]