Entrée dona
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a shock, a blow, a knock
Explications en français  [Hallanger 1974] coup, choc
Dérivations 
Synonymes dondòna
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Andraina: Mitaraina, page 209] Dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay.

Entrée dona
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin' izay miseho ny mpilalao, ka ny mpilalao manaraka no mandeha (Jereo daomy)
Explications en français  [Abinal 1888 page 114] terme de jeu au domino: passe
Vocabulaire 

Entrée dona
Partie du discours nom
Explications en français  [David: Dialectes (takila D)] [Tankarana] anguille. Cf. tòna.
Vocabulaire 

Entrée dona
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina
Vocabulaire 
Synonymes tona

Mis à jour le 2020/07/31