Entry donika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretina mampivonto ny foto-tsofina: ny amantarana azy voalohany mandrakariva dia ny fivontosan' ilay mosavin-kena atao hoe glandes parotides eo ambanin' ny sofina indrindra sy tandrifiny [1.1]
Explanations in French Tumeur au-dessous des oreilles [1.3, 1.54]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31