Entry dorana (dotra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ampirehetina, asiana amin' ny afo: Nodoran' ny olona ny tanety
Levonina amin' ny afo: Nodorana ny fitafiany fa matin' ny areti-mifindra izy
Poretina, terena: Nodoran' ny Fanjakana ny mpifehy ny faritany mba hampanao lalana haingana [1.1]
Morphology 
Present : dorana, dorako, doranao, dorany, dorantsika, doranay, doranareo, doran', doran-, doram-, dora-
Past : nodorana, nodorako, nodoranao, nodorany, nodorantsika, nodoranay, nodoranareo, nodoran', nodoran-, nodoram-, nodora-
Future : hodorana, hodorako, hodoranao, hodorany, hodorantsika, hodoranay, hodoranareo, hodoran', hodoran-, hodoram-, hodora-
Imperative : dory
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31