Entry | ekoatorianina | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny firenena tompon-tany any amin' i Ekoatera (Amerika atsimo): Ny fambolena kakao no voaloham-bokatry ny Ekoatorianina Momba an' i Ekoatera, an' i Ekoatera na avy any Ekoatera: Ny mponina ekoatorianina [1.1] | |
Explanations in English | Ecuadorian, Ecuadoran [3.1] | |
Explanations in French | équatorien, équatorienne [3.1] | |
Vocabulary | Geography: countries, people | |
Origin | French: équatorien. | |
Analogs | Ekoatera | |
Updated on 2020/07/31 |