Entrée | entim-pahazarana (entina, zatra) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | tsy mandeha ara-tsitrapo fa manaraka ny efa mahazatra fotsiny, tsy ny saina na ny sitrapo no mitondra fa ny fahazarana fotsiny [Rajemisa 1985] | |
Exemples | Mpamboly sy mpiompy araka ny nentim-pahazarana sy fahazatana Ratovo vadiny, ka tsy hitena akanjon' ambanivohitra, na hiaingitraingitra na oviana na oviana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 180] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |