Entry etsy
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Milaza toerana akaiky taza-maso somary antsisintsisiny ka tondroina, mifamaly amin' ny atsy raha tsy taza-maso fa takona: Apetraho etsy an-joron-trano ny angady. (Nataoko atsy an' efitra avaratra ny saronankarona)
Momba ny fiverenana indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Explanations in English Here close by (in sight) [1.7]
Explanations in French Là, près, non loin, mais en un lieu déterminé [1.3]
 Ici bien près, visible [1.8]
Examples 
1Hofarafaraintsika etsy aoriana io. [2.296]
2Zafikelin-dRaberesaka etsy Imaharidaza ve? [2.639]
3Fa izay tsy hiaraka amiko, dia mitanilà etsy! [2.508]
Morphology 
Present : etsy
Past : tetsy
Future : ho etsy
Derivatives 
Synonyms etsiakatra ~ etsiana ~ etsikatra ~ etsikitra
Compound words 
Other spellings 
Analogs  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Anagrams 

Updated on 2023/08/21