Entry fadirana (faditra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Alana faditra: Fadirana amin' ny tany nilatsaham-baratra ny loza atahorana hihatra [1.1]
Explanations in English To be saved from evil by the offering of a faditra. [1.2]
Morphology 
Present : fadirana, fadirako, fadiranao, fadirany, fadirantsika, fadiranay, fadiranareo, fadiran', fadiran-, fadiram-, fadira-
Past : nofadirana, nofadirako, nofadiranao, nofadirany, nofadirantsika, nofadiranay, nofadiranareo, nofadiran', nofadiran-, nofadiram-, nofadira-
Future : hofadirana, hofadirako, hofadiranao, hofadirany, hofadirantsika, hofadiranay, hofadiranareo, hofadiran', hofadiran-, hofadiram-, hofadira-
Imperative : fadiro
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11