Entry | fafam-bolontondro | |
Elementary words | fafa ; volo ; tondro | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana zavatra nisy nangalatra na nipaoka ka tsy misy na inona na inona tafajanona azon' ny volon' ny tondro na fanondro fafana [1.1] | |
Explanations in English | Completely cleared off. Used chiefly of the confiscation of property. [1.2] | |
Explanations in French | Que le poil du doigt peut balayer, où rien n'est épargné, raflé [1.3] | |
Synonyms | fafanimondry | |
Updated on 2023/09/10 |