Entry | fafazana (fafy) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny toerana asiana fafy, voam-bary na voan' anana apariaka amin' ny tany mba haniry: Hofafazako vary itỳ tany itỳ Asiana: Nofafazany tehamoina ny zanany [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be sown. Used in speaking of the land on which the seed is cast. [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |