Entry fahafehezana (fehy)
Part of speech noun
Examples Mitaky fahafehezana ny foto-javatra amin' ny lafiny teknika anefa izany, fahafehezana izay tsy ananan' ny ankamaroan' ny mpikambana ao amin' ny parlemanta eto amintsika indrisy. [4.27]
Morphology 
Simple : fahafehezana, fahafehezako, fahafehezanao, fahafehezany, fahafehezantsika, fahafehezanay, fahafehezanareo, fahafehezan', fahafehezan-, fahafehezam-, fahafeheza-
Prefixed : -pahafehezana, -pahafehezako, -pahafehezanao, -pahafehezany, -pahafehezantsika, -pahafehezanay, -pahafehezanareo, -pahafehezan', -pahafehezan-, -pahafehezam-, -pahafeheza-

Updated on 2023/01/20