Entrée | fahahiazana (hia) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1] | |
Synonymes | hahia ~ hahiazana | |
Mis à jour le 2023/02/03 |
![]() |