Entry | fahajambana (jamba) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1] | |
Explanations in French | La cécité, l'aveuglement [1.3] | |
Examples | Iaveh hikapoka anao amin' ny firediredena, fahajambana, ary fahaverezan-tsaina
[2.996] | |
Vocabulary | Health | |
Synonyms | hajambana | |
Updated on 2023/01/20 |