Entry | fahamalinana (malina) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny olona malina, izany hoe manao na mandeha amim-pitandremana ka manao toy ny dian-tana: jerena ny aloha, todihina ny ao aoriana. Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny loza na fahavoazana mety hihatra ka mahatonga hitandrina tsara: Fahamalinana ny mitondra elo amin' izao fahavaratra izao [1.1] | |
Explanations in English | Carefulness, prudence [1.7] | |
Explanations in French | Prudence, circonspection [1.8] | |
Synonyms | hamalinana | |
Updated on 2023/01/20 |