Entry fahamaotinana (maotina)
Part of speech noun
Examples 
1Mbola nanan-tombo aza izy tamin' ny fahalemem-panahy sy ny fahamaotinana. [2.643]
2Miditra amin' ny fahamaotinana ny tovolahy ka mitsiry fanahy hafahafa, tsy voazavan' ny tsy ampy fahalalana toa azy tantsaha. [2.470]
Morphology 
Simple : fahamaotinana, fahamaotinako, fahamaotinanao, fahamaotinany, fahamaotinantsika, fahamaotinanay, fahamaotinanareo, fahamaotinan', fahamaotinan-, fahamaotinam-, fahamaotina-
Prefixed : -pahamaotinana, -pahamaotinako, -pahamaotinanao, -pahamaotinany, -pahamaotinantsika, -pahamaotinanay, -pahamaotinanareo, -pahamaotinan', -pahamaotinan-, -pahamaotinam-, -pahamaotina-

Updated on 2023/01/20