|
|
|
|

Teny iditra1  fahamarinana
Fototeny  2 marina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ny rariny, ny hitsiny, ny marina: Manaova ny fahamarinana mandrakariva
5 Toetran' ny olona antsoina hoe marina, izany hoe: -- tsy mandainga, tsy mamitaka: Nitsotra tamim-pahamarinana izy fa naka ilay omby -- tsy manambaka fa manao ny rariny, ny hitsiny: Olona mahalala ny fahamarinana ny mpampiasa anay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the truth; justice; a state of righteousness; righteous conduct [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 vérité; justice; bonne conduite [1.8]
Tovy hevitra  8 hamarinana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  10  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  11 fahamanirana, fahamarinana, 12 fahamiranana, 13 fanamarihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08