Entry fahamborodamba
Elementary words fahana ; voro-damba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lamba, izay ny tenany rofia ary ny fahany vorodamba [1.1]
Examples 
1Dia niseho tsikelikely ny labozia gasy, ny savony mainty, ny jiafotsy sy fahamborodamba. [2.472]
2Iarovan-tena amin' ny toe-trandro daholo izay rehetra azo atao: sarotro, gony, fahamborodamba, kapaoty tsy lema tonta, tsy ilaina avokoa. [2.470]

Updated on 2023/06/12