Entrée faharisihana (risika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahazotoana hanao zavatra, hafinaretana handray anjara amin' ny zavatra iray [1.1]
Synonymes harisihana
Exemples 
1Tsy nanana faharisihana velively izy. [2.472]
2Eto koa ny fianakaviana dia ohatra ny nahazo fivelomana nefa very faharisihana. [1.369]

Mis à jour le 2023/01/06