Entry fahatsiarovan-tena
Elementary words fahatsiarovana ; tena
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety [1.1]
 Fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana [1.13]
Explanations in French Conscience [1.13]
Examples 
1Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan' ny fahatsiarovantena. [1.369]
2Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa. [2.285]
Vocabulary 
Titles Fahatsiarovan-tena (Razakandraina Jean Verdi Salomon)

Entry Fahatsiarovan-tena
Elementary words fahatsiarovan-tena
Part of speech name (book title)
Author Razakandraina Jean Verdi Salomon, 1958
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/10/21