|
|
|
|

Entry (1/2)1  fahavaratra
Elementary words  2  faha~, varatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy [1.1]
Explanations in English  5  The rainy season, the summer [1.2#146]
6  summer, the thunderstorm season [1.7]
Explanations in French  7  l'été austral, la saison des temps orageux [1.8]
Examples  8  Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra. [2.59]
9  Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [2.117]
10  asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra; [2.69]
Vocabulary  11  Time
12  Geography: (in general)
Analogs  13  lohataona, fararano, ririnina
Compound words 
Titles  17  Eritreritra fahavaratra (Rabearivelo Jean-Joseph)

Entry (2/2)18  Fahavaratra
Part of speech  19  name (book title)
Author  20  Ratsifandrihamanana Clarisse
Publishings  21  Imprimerie Faneva, 1965. Pages: 150
Text  22 

Anagrams  23  Fahavaratra, fahavaratra, Fahavaratra, fahavaratra

Updated on 2023/10/17