Entry fahenim-bary
Elementary words fahenina ; vary
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny variakotry enina vata no atao hoe "vary iray", koa ny eran' ny vata dia faheniny na fahenim-bary. [1.10]
Examples Raha aidina ny vata, fahenimbary no anarany [2.48]
Proverbs 

Updated on 2023/12/20