Entry fahenina (enina)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahadimy [1.1]
Explanations in English The sixth [1.2]
Explanations in French Sixème [1.3]
Examples 
1Izaho no fahenina ary i Doda no farany. [2.4]
2Tamin' ny marainan' ny andro fahenina aho vao niditra fitsarana. [2.643]
3Be ny malahelo tsy mahatakatra fahenina, fa tapa-pahenina no takany, fahatelom-pahenina no takany. [2.298]
Compound words 
Other spellings 
Proverbs 

Entry fahenina (enina)
Part of speech noun
Explanations in French Six brasses [1.3]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/02/26