Entry fahiny
Elementary words faha ; iny
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Tamin' ny andro taloha ela tany: Fahiny nisy izany olona zenizeny natao hoe Vazimba izany nonina tetỳ
Mitovy hevitra: ela be ~ fahagola ~ fahagolan-tany ~ fahataloha ~ fahizany ~ taloha ~ tany ambadik' Imanareza [1.1]
Explanations in English [iny, that.] Formerly, in times past, at that time. [1.2]

Anagrams 

Updated on 2023/10/17