Entrée fahiratra (hiratra)
Partie du discours nom
Définition malgache Fahatsilo: Mbola mahavariana ny fahiratry ny mason' io antidahy roa amby zato taona io [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31